|
|
|
|

Teny iditra1  fisompiranana
Fototeny  2  sompirana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana: Fisompiranana tany ambadiky ny trano no nahazoana ilay mpangalatra
Fihilanana, fitongilanana: Fisompiranana no hahazoana miditra ao anatin' io zohy io
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] obliquité

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11