| Teny iditra | 1 sompirana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Mivilana fa tsy mahitsy, mivily amin' ny tsy izy: Jery misompirana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 oblique, biais, en biseau
[1.13] |
| Ohatra |
29 tsinjotsinjoko sompirana fa mahamenatra azy ny atao hoe "Malagasy"
[2.5#]
|
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe sompirana |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 32 mpisarona, 33 somparina, sompirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|