Teny iditra | fisorohana (soroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony:
Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fihosorana, fisorohana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |