|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  soroka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  16 Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 the shoulder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 l'épaule [1.3#633, 1.8]
Ohatra  19  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#19]
Voambolana  20  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe soroka
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5) 38  soroka
Sokajin-teny  39  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  46 Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  47 action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche. [1.3#633]

Teny iditra (3/5) 48  soroka
Sokajin-teny  49  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  51 Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  52 action d'esquiver un coup en se penchant. [1.3#633]

Teny iditra (4/5) 53  soroka
Sokajin-teny  54  anarana
Fanazavàna teny malagasy  55 [Betsimisaraka] Sotro ravina [1.1]
Ohatra  56  Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano. [2.245#]

Teny iditra (5/5) 57  soroka
Sokajin-teny  58  anarana
Fanazavàna teny frantsay  59 [Bezanozano] (sens général : action de racler ; allusion à l'emploi des écorces en médecine populaire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). L'un des palissandres malgaches. On en râpait aussi les écorces pour les employer en teinture, pour tanner les cuirs, etc. [1.196]
Voambolana  60  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21