Teny iditra | fisoroka (soroka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misoroka, manala tany na ahitra amin'ny angady, izay asosa tsy dia lalina loatra ny vohony, na fomba entina midify na miala mialoha amin'ny... Azo sorohina [1.1] | |
Teny iditra | fisoroka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Harato atoraka (époussette) [1.78] | |
Fivaditsoratra | farisoko, fisoroka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |