|
|
|
|

Teny iditra1  fisovohana
Fototeny  2  sovoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy.
5  Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20