|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  sovòka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vehivavy janga, ratsy fitondran-tena [1.1]

Teny iditra (2/4) 4  sovoka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Aretin' ny vehivavy mifana, azo avy amin' ny hatsiaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 maladie qui peut saisir les femmes après les couches par suite du froid [1.54]
Voambolana  8  Fahasalamana

Teny iditra (3/4) 9  sovoka
Sokajin-teny  10  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  23 Fanatonan' ny fahavalo amim-pahanginana sy tsy ampoizina mba hamely tampoka; fanakekezana antsokosoko hahazoana mitroatra amin' ny fanafihana atao: Sovok' ady [1.1]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe sovoka

Teny iditra (4/4) 25  sovoka
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 [Merina] (de sovoka : délivrance difficile d'une femme) Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). Un des Palissandres, arbres exploités pour leur beau bois, bien veiné. La décoction des copeaux de ce bois est administrée aux femmes en couche pour hâter leur délivrance. [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  30 savôko, sovòka, sovoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19