Teny iditra | fitaba (taba) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitaba na manakorontana, na mihinan-javatra ka miosanosana ery eo am-pihinanana. [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu' on saisit avec avidité, manière de saisir avec avidité [1.3] | |
Fivaditsoratra | fibata, fitaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |