| Teny iditra (1/2) | 1 taba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Korontana, fitsako sy fambosibosika eo am-pihinanana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 action de saisir avidement avec la main et de manger goulûment, de remuer, de bouleverser
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 15 taba |
| Sokajin-teny | 16 anarana na mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Bezanozano] asa, lahasa
[1.78] 19 [Sihanaka] asa [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 [Provincial] a hindrance, an obstacle
21 hindered, occupied: Taba aho, I am engaged [1.2] |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe taba |
| Fivaditsoratra | 23 bata, tabà, taba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|