|
|
|
|

Teny iditra 1  fitahina
Fototeny  2 fitaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin' ialahy aho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin' ialahy aho
9 Ambakaina: Mba matahotra an' Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina
10 Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be deceived, to be imposed on. [1.2]
12 to be deceived, to be defrauded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on déçoit, qu'on trompe [1.8]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fitahina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 fahatiny, fitahina, 17 tafihina, 18 tifahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21