| Teny iditra (1/3) | 1 fitaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza.
16 Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky.
[1.2] 18 fraud, deceit [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 fraude, ruse
[1.8] |
| Tovy hevitra | 20 ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky |
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe fitaka |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 23 fitaka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
29 [Antambahoaka] fanambininy
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 See petraka
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 31 fitaka |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 [Antambahoaka] tany lemaka
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 34 fatika, fitaka, 35 tafika, Tafika, 36 tifaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|