Teny iditra fitakiana (taky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana amin'ny fomba hentitra amin'olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy izany na zavatra nindraminy): Fitakiana trosa.
Fakana amin'ny fomba hentitra zavatra tsy maintsy aleany: Fitakiana hetra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20