|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  taky
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fakana ny an' ny tena (na vola nosamborina izany na zavatra nindramina) any amin' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  réclamation d'une dette, d'un prêt [1.3#651]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  taky
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fanazavàna teny malagasy  14  tanalahy [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  15  katy, taky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31