|
|
|
|

Teny iditra1  fitalaho
Fototeny  2  talaho
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mitalaho na mangataka amim-pitarainana, amim-piangaviana fatratra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20