|
|
|
|

Teny iditra 1  talaho
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 supplication [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 supplication [1.8]

Fivaditsoratra  talaho, 19 taloha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20