Teny iditra | 1 fitambatambazana |
Fototeny | 2 tambitamby |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fanaovana izay hijerenan'ny olona ny tena, izay hahazoan'ny tena sitraka avy amin'ny hafa. 5 [1.62] [f-i-tambitambi-az-ana > f-i-tambatambàzana] fanaovana an' izay hampalefaka sy sainy sy fon' nyolona tiana hahazoana sitraka |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#659] l'action de se faire caresser, le motif |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |