|
|
|
|

Teny iditra 1  tambitamby
Fototeny  2 tamby
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 wheedling, coaxing; a bribe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 action de cajoler, de faire des promesses alléchantes [1.8]
Ohatra  24  Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470#10]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20