Teny iditra fitambesarana (tambesatra (vesatra))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanindriana na fiankinana mafy amin'ny...: Ny fitambesaran'ny tafo amin'ny rindrina no ilana ny fahamafisan'ny rindrina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de peser dessus, la cause [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20