|
|
|
|

Teny iditra1  fitaomana (taona)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina: ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nanao ity tranon-tsekoly ity
4  fitarihana: Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  action de charrier, encouragement [1.3]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  fitaomana, manafitoa

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09