|
|
|
|

Teny iditra1  fitaona (taona)
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina mitaona na mitondra zavatra hangonin, na mitarika mba hiaraka hanao zavatra iray
4  Azo taomina [1.1]

Fivaditsoratra  5  fanitoa, fitaona, fitoana, ifantao, tafinoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20