Teny iditra | 1 fitarika |
Fototeny | 2 tarika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitarika: mandrirotra, misintona; manao izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena; mitondra; manoro lalana; mitaona; manainga, manentana; mibaiko |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 afikitra, firitaka, fitarika, fitraika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |