|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  tarika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato
18 Fitaomana
19 Fanoroana lalana, fitondrana
20 Antokon' olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan' olona ray: Tarik' i Rainizafitsimihogo
21 Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana matetika tariby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 a pulling or leading along; a troup under one person's leadership [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) [1.8]
24 équipe, classe, groupe, traction, lignée [1.13]
Ohatra  25  Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo; [2.470#48]
26  Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. [2.117#4]
27  Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. [2.508#49]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny hoe tarika
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 30  tarika
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 [Sihanaka] andriana [1.78]

Teny iditra (3/3) 33  tarika
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 (de tarika : action de traîner, de tirer sur quelque chose). Nom des plantes lianoïdes ou à tiges rampantes. Équivalent de français « traînasse ». [1.196]
Voambolana  36  Haizavamaniry
Fikambanana  37  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tarika

Fivaditsoratra  38 akatry, 39 akitra, 40 Arkita, 41 atrika, 42 kaitra, 43 karaty, 44 Karita, 45 katray, 46 ritaka, tarika, 47 Tiraka, 48 traika, 49 triaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21