Teny iditra | 1 fitebitebena |
Fototeny | 2 tebiteby |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanahiana sy fahatahorana fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena: Loza ny fitebitebeny nandritra ny alina nialoha ny fitsarana. |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |