Teny iditra | 1 tebiteby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] apprehension, fear and trembling |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] appréhension, inquiétude; trouble |
Ohatra |
6 Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe: [2.470] 7 Hoy aho feno tebiteby. [2.471] 8 Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [2.472] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 13 betibety, tebiteby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |