|
|
|
|

Teny iditra1  fitetevana
Fototeny  2  tete
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Filatsahana mitsltaitaika toy ny patrakala: Sarotra inoana fa ny fitetevan' ny ranonorana mandavan-taona no nahaloaka itỳ vatolampy itỳ
5  Toetran' ny zavatra, toy ny tafontrano, mamela ny rano hilatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Amboary haingana itỳ tafo itỳ fa mety hanimba ny valindrihana ny fitetevan' ny tafontrano. / Mandena ny lohan' ny mpantsaka ny fitetevan' ny siny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05