Teny iditra (1/2) | 1 tete |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 goutte [1.13] |
Teny iditra (2/2) | 10 tête |
Sokajin-teny | 11 anarana (vavy) |
Fanazavàna teny malagasy |
12 loha [1.9, 1.8] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |