Teny iditra | fitetika (tetika) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitetika, na mandidy, manapatapaka zavatra atao madinika izany na mieritreritra zavatra mialoha ka maka ara-keviny izay mety ho fandehany, na mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika Azo tetehina [1.1] | |
Teny iditra | fitetika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Grand couteau ; bêche. [1.19] | |
Tovy hevitra | fitetiky | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |