|
|
|
|

Teny iditra1  fitia (tia)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika
5  Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io
6  Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  l'affection [1.3]
8  amour [1.5]
Ohatra  9  hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny fitia io

Fivaditsoratra  19  fiita, fitia

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20