|
|
|
|

Teny iditra1  fitofatofana
Fototeny  2  tofatofa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fihetsiketsehana, fihofahofan-javatra lava misavilivily: Jereo ny fitofatofan' ny volondohan' i Soa kely rehefa mihazakazaka izy [1.1]
Tovy hevitra  5  fitofatofa

Fivaditsoratra  6  fifotafotana, fitofatofana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05