Teny iditra fito heny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Sevenfold [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Au septuple [3.1]
Ohatra Fa raha azo izy, dia hampanoneriny fito heny ka hanome ny fananana rehetra ao an-tranony. [2.996]
Tovy hevitra avo fito heny

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23