|
|
|
|

Teny iditra 1  fitoina
Fototeny  2 fito
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Zaraina fito: Fito mianadahy izahay ka tokony hofitoina izany ny lova napetrak' i dada sy neny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be divided into seven. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on partage en sept [1.3]

Fivaditsoratra  11 afintio, fitoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19