|
|
|
|

Teny iditra 1  fito
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  22 Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro
23 Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 seven [1.2, 1.7]
25 [Jav. pitu.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  26 sept [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  27 7
28 VII [3.1]
Ohatra  29  Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo. [2.472#107]
Voambolana  30  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 38 misy ny teny hoe fito
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  33  Ny isa
34  Fifanampiana
35  Fampitomboana
Lahatsoratra  36 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  fito, 37 foty

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/21