Teny iditra fitombo (tombo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra na olona mitombo, mihalehibe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Accroissement, croissance: Fitombon'ny taolana an-kalavana: croissance de l'os en longueur / Fitombon'ny taolana an-tsavaivo: croissance de l'os en épaisseur, en diamètre [1.13]
Tovy hevitra fitomboana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31