|
|
|
|

Teny iditra1  fitonantonanana (tonantonana)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fivezivezem-poana tsy misy antony, fahatongavana amin' ny toerana iray tsy misy zavatra hatao [1.1]

Fivaditsoratra  4  fitanontanonana, fitonantonanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05