Teny iditra |
toto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | (toute l'île). Nom général des matières pilées dans un mortier.
Exemples : toto-katsaka,
toto-koba,
toton-tsakay
[1.196]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
toto,
totoko,
totonao,
totony,
totontsika,
totonay,
totonareo,
toton',
toton-,
totom- |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
toto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Mandeha ran'orona, velezina [1.78]
|
| [Taisaka]
Fijininihan'ny ra an'orona [1.78]
|
Voambolana |
|