Teny iditra fitsabo (tsabo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana
Azo tsaboina [1.1]
Ohatra Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona. [2.424]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14