Teny iditra | tsabo | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Sihanaka] tanimboly [1.78] | ||||||||||||||||||
[Sihanaka] tanimbary [1.78] | |||||||||||||||||||
Teny iditra | tsabo | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikarakarana ny hahasitranan' ny marary iray: Ataovy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay laninao aminy. [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (toute l'île). Soins donnés à un malade [1.196] | ||||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
| |||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsabo io | ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra | botsa, tsabo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |