Teny iditra fitsaharana (tsahatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha
Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pause, rest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pause, repos [1.8]
Ohatra 
1Ny alahady no fotoana mba fitsaharana. [2.472]
2Efa mby amin'ny fitsaharana amin'ny asany angaha. [2.895]
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20