|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitsakana (tsaka)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
Tovy hevitra  4  fitsaka

Teny iditra (2/2)5  fitsakana (tsaka)
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1]

Fivaditsoratra  8  afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/17