Teny iditra (1/2) | 1 fitsakana (tsaka) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1] |
Tovy hevitra | 4 fitsaka |
Teny iditra (2/2) | 5 fitsakana (tsaka) |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1] |
Fivaditsoratra | 8 afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/17 |