Teny iditra | 1 fitsara |
Fototeny | 2 tsara |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety Azo tsaraina |
Ohatra |
5 Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? [2.996#] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 faratsy, fa-tsira, fitsara, safitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |