Teny iditra | 1 fitsara (tsara) |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety [1.1] 4 Azo tsaraina [1.1] |
Ohatra |
5 Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? [2.996#] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 fa-tsira, fitsara, safitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |