Teny iditra | fitsara-mizana | |
Singan-teny | fitsara ; mizana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan' ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny [1.1] | |
Tovy hevitra | lahi-mizana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23 |