Teny iditra fitsetahana (tsetaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiadiana tsara, fifanentanana: Ny fitsetahan' ny peratra amin' ny rantsantananao no omantarana fa antonona anao tsara ilay izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05