|
|
|
|

Teny iditra 1  tsetaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  18 Mipetaka tsara, mitsatoka tsara eo afovoany, tafiditra avy hatrany
19 Falifaly, miramirana. [1.1]

Fivaditsoratra  20 takatse, tsetaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20