Teny iditra (1/3) | 1 fitsirika |
Fototeny | 2 tsirika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitsirika, izany hoe mizaha mba hijery [1.1] |
Teny iditra (2/3) | 5 fitsirika |
Fototeny | 6 tsirika |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Azo tsirihina [1.1] |
Teny iditra (3/3) | 9 fitsirika |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Voambolana |
11 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
12 (de tsirika : sarbacane, parce qu'on les fait souvent avec le tronc de ce palmier). On orthographie aussi, à tort, fitsiriky. Neodypsis gracilis Jum. (Arecaceae). Palmier à tronc mince mais droit et très solide ; on le perce de bout en bout avec un fer rouge. Après quoi, on s'en sert comme sarcabane pour lancer des flèches. C'est une arme de chasse. [Tsimihety]
[1.196] 13 [Sakalava] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 15 fisitrika, fitsirika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |