Teny iditra fivaivay (vaivay)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mivaivay, izany hoe mafana dia mafana ka tonga mena dorehitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20