Teny iditra | vaivay | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mena midorehitra, mena mangatrakatraka [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Mpanahaka | volo/colors/couleurs | |||||||||
Teny iditra | vaivay | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Tezitra, sondisondy [1.78] | |||||||||
Teny iditra | vaivay | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Fay na faifay [1.78] | |||||||||
Fivaditsoratra | aviavy, ivaiva, vaiavy, vaivay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |