Teny iditra | fivalozana (valo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A change of sentiment; regret, repentance [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Repentir, pénitence [1.3, 1.8] | |
Action de demander pardon [1.3] | ||
Ohatra | Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa.
[2.857] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |