Teny iditra |
valo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fito ampiana iray: Efatra ampiana efatra valo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Eight [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Huit [1.3, 1.5, 1.8]
|
Marika iraisam-pirenena | 8
VIII
[3.1]
|
Ohatra |
1 | Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Raboto.
[2.471]
|
2 | Soavaly valo no mipitrapitra sy mijaridina tsara toa miandry fotoana izay hiantsoana azy hiasa.
[2.470]
|
3 | Vao valo taona angamba aho, ary efatra izy?
[2.5]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
valo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiovana ho tsara, baboka, fifonana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Changement en bien, repentir, action de demander pardon, de s'excuser [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
valo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (dans son sens général, ce mot signifie : repentir, action de demander pardon). Nom donné à des arbres à écorces fibreuses, très solides, qui servaient dans le passé à lier les captifs. C'est probablement l'origine de leur nom. Parmi les très nombreuses espèces ainsi désignées, nous avons relevé suivant les dialectes : - (tanosy)
Dombeya anakaensis Arènes ; réf. Service Forestier 4516 ; et
Dombeya danguyi Hochr. (Malvaceae). Un humoriste donne aussi ce nom à Neuropeltis sp. (Convolvulaceae), liane dont les tiges n'ont aucune solidité.
- (Tsimihety)
Dombeya ambalabeensis Arènes, réf. Service Forestier 4548 ; et Dombeya laurifolia (Bojer) Baill., d'après d'Alleizette 1272.
Voir aussi les dérivés que nous énumérons.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Dombeya albisquama, Dombeya ambalabeensis, Dombeya anakaensis, Dombeya danguyi, Dombeya dichotomopsis, Dombeya floribunda, Dombeya lucida, Dombeya sahatavyensis, Dombeya spectabilis, Dombeya valou, Thespesia populnea |
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
|